METFP – FARITRA ANÔSY

Nitsidika ara-pombam-panajana ny Governoran’ ny Faritra Anosy, Jocelyn RAHARIMBOLA, ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, RAHANTANIRINA Vavitsara Gabriella

Nisongadina taminizao dinika izao, ny fomba fihitaran ‘ny fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa ao amin’ny faritra Anosy, hijerena ifotony ny filan’ny faritra mba hamaly ny tsenan’ny asa.

Misy ny vina hanorenana ivotoeram-pampiofana vaovao ao Farady hampitombo ny fahaiza-manaon’ny Tanora ao an-toerana.
Hamifisina ihany koa ny fiaraha miasany lisea Teknika sy CFP amin’ny orinasa ao an-toerana sy ny eo anivonny governora amin’ny lafiny « chantier école » na ny fizaran’asa.
Natao moa izany ho fanatsarana ny kalitaonny Fanofanana.

« Olo mahay raha tsy very mandefa »
© CELCOM METFP/ novembre 2022

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Formation FPQ/AMB

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle