METFP: Hetsika “Octobre Rose”

METFP: Hetsika “Octobre Rose”

METFP: Hetsika “Octobre Rose”

🆕🆕Natokana ho an’ny ady amin’ny homamiadan’ny nono ny volana oktobra na ilay antsoina hoe « Octobre Rose ». Nanamarika izany ny mpiasa vehivavy miisa 214 avy eto amin’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, notarihan- Dramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, ny 27 oktobra 2022, tao amin’ny petit Amphi Ampefiloha.

✅✅Hetsika niarahan’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ary ny FISA. Nisy ny fitiliana maimaim-poana ity aretina homamiadanan’ny nono ity nandritry ny fankalazana, teo ihany koa ny fanazavana momban’ny fisehoan’ny aretina sy ny fisorohana izany.
Araka ny fanazavana avy amin’ny tompon’andraikitry ny FISA dia zava-dehibe ny fitiliana satria io no ahafahana mitsabo mialoha ny aretina.

🎯🎯Andry hiankinan’ny tokatrano ny vehivavy hoy Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella ka manana zo hikarakara sy hitandro ny fahasalamany.

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ octobre 2022

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle