
DRETFP DIANA : Fijerena ifotony ny zava-misy any an-toerana ny Minisitra
Nijery ifotony ny maharary ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa Ramatoa Minisitra VAVITSARA Rahantanirina Gabriella. Nitsidika sy nitafa tamin’ireo mpitantana sy mpampiofana amin’ny ivon-toeram-panofanana