Fifanampiana Centre RASSOUL AKRAM : mampiroborobo ny sehatry ny fampianarana sy ny fanofanana ho antoky ny fampananan’asa
Nitsidika ny ivon-toerana Fifanampiana Centre Rassoul Akram (FCRA) Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Minisitry ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’Asa ny 23 jona 2023, teny Antohamadinika.