Lanonana fitokanana ny lalana mampitohy an’Antsiranana sy Ramena
Anisan’ireo mpikambana ao amin’ny governemanta, izay notarihin’ny Praiministra NTSAY Christian, tonga nanototra ny fitokanana ny lalana mampitohy an’Antsiranana sy Ramena ny Minisitry ny Fampianarana Teknika