ASIEF (Association Sportive Interministérielle pour l’Entretien des Fonctionnaires) taona 2022
➡️Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny 20 Aogositra 2022 tao Toliara, ny fifaninanana ara-panatanjahantena ho an’ny mpiasam-panjakana (ASIEF). Anisany nandray anjara mavitrika tamin’izany ireo solotenan’ny METFP