Ampela miavotse antoky ny fampandrosoana lovain-jafy
✅✅Tafiditra indrindra ao anatin’ireo hetsika ho fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy, ny 08 martsa izao dia nisy ny fanofanana ireo solotenan’ny fikambanam-behivavy miisa
✅✅Tafiditra indrindra ao anatin’ireo hetsika ho fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy, ny 08 martsa izao dia nisy ny fanofanana ireo solotenan’ny fikambanam-behivavy miisa
🎯🎯Ho fanomezan-danja ny fahaiza-manao ananan’ireo vehivavy miisa 460 avy ao amin’ny faritry 23 manerana ny nosy; dia niara-nisalahy ny Association Fitia izay tarihan-dRamatoa Mialy RAJOELINA,
🙏🏼Ho fanampiana ireo tra-boina noho ny fiakaran’ny rano, dia mitohy ny fandraisana an-tanana ataon’ny Association Fitia amin’ny fizarana sakafo ho azy ireo. المراهنات على المباريات
Nandritra ny lanonana natao tao amin’ny « Centre spécialisé Mahamasina » no nanoloran-dRamatoa Mialy Rajoelina ny mari-pankasitrahana sy fitaovana ho enti-miasa ho an’ireo 30 mirahavavy