Lanonana famoahana andiana mpiofana tao amin’ny CFP Sabotsy Anjiro
Tonga nanome voninahitra ny lanonana famoahana andiana mpiofana tao amin’ny CFP Sabotsy Anjiro ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, Atoa TSIKEL’IANKINA Ernest