CFPF ANTSOFINONDRY : Mpiofana 53 mirahavavy no misitraka ny tetikasa vatsin’ankohonana
Ny 05 desambra 2023 no nanatanteraka fidinana ifotony teo anivon’ny Ivon-toeram-panofanana ho an’ny vehivavy (CFPF) Antsofinondry ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa,