CNFPPSH : Fanombohana amin’ny fomba ofisialy ny taom-piofanana 2022-2023 sy fizarana mari-pahaizana ho an’ny andiany « Fanamby »
✅Tanora manana fahasembanana miisa 60 avy ao amin’ny ivotoeram-panofanana ho an’ny manana fahasembanana (CNFPPSH), Ampandrianomby no notolorana mari-pahaizana ny 02 desambra 2022. Fotoana nanokafana tamin’ny