METFP – COTISSE TRANSPORT : Hisy fiaraha-miasa amin’ny alalan’ny INPF
Misongadina amin’ny fahaiza-manao ananany amin’ny fampiofanana momba ny fikojakojana fiarakodia ny Institut National de Promotion Formation (INPF) Ivato. Resy lahatra ny amin’izay indrindra ny tompon’andraikitra