DRETFP Boeny: fitsidihana ireo ivon-toeram-panofanana
▶️▶️Ny Alatsinainy faha 10 oktobra 2022 dia nanohy ny fitsidihana ivon-toeram-panofanana sy lysea teknika ao Mahajanga Ramatoa Ministra VAVITSARA Rahantanirina Gabriella notronin’ireo delegasiona nanara-dia azy.