
Fizarana mari-panamarihana nahavitana fiofanana ho an’ireo mpanao hotely fisakafoana, andiany faharoa
Tao aorian’ny fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa teo amin’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ary ny Fédération des Hôteliers et Restaurateurs de