Fizarana Kits Scolaires ho an’ny Faritra Analamanga
Amin’izao fidiran’ny mpianatra eto anivon’ny fampianarana teknika sy ny fanofanana ark’asa izao dia notoloran-dRamatoa Ministra VAVITSARA Rahantanirina Gabriella fitaovam-pianarana ireo ivon-toeram-piofanana miisa 25 eto amin’ny