METFP : Fandraisana ho mpiasam-panjakana
Ireto ny andinindininy mahakasika ny fandraisana ho mpiasam-panjakana ho amin’ny taom-piasana 2022-2023 eto anivon’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa. Ireto zaraina manaraka ireto

» La Commission Nationale d’Affectation » (CNA) s’est tenue à l’Amphi de l’Ex- INFor Ampefiloha ce 18 août 2022.Cette commission a été présidée par Le Directeur
Nisitraka fifanarahana arak’asa (contrat de travail) miisa 500 ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, araka ny velirano napetraky ny Filoham-pirenena Andry Nirina RAJOELINA,