Fizarana Kits Scolaires ho an’ny Faritra Diana
Toy ny efa natomboka teto amin’ny Faritra Analamanga dia anjaran’ny Faritra DIANA indray izao no misitraka ireo fitaovam-pianarana avy amin-dRamatoa Ministra VAVITSARA Rahantanirina Gabriella. Tonga
Toy ny efa natomboka teto amin’ny Faritra Analamanga dia anjaran’ny Faritra DIANA indray izao no misitraka ireo fitaovam-pianarana avy amin-dRamatoa Ministra VAVITSARA Rahantanirina Gabriella. Tonga
Amin’izao fidiran’ny mpianatra eto anivon’ny fampianarana teknika sy ny fanofanana ark’asa izao dia notoloran-dRamatoa Ministra VAVITSARA Rahantanirina Gabriella fitaovam-pianarana ireo ivon-toeram-piofanana miisa 25 eto amin’ny
🎯🎯« Ny fanovàna ny fanabeazana dia miainga avy amin’ireo mpampianatra », io no lohahevitra nanamarihana ny andro maneran-tany ho an’ny mpampianatra sy ny mpanabe androany
📌 Trano heva miisa 45, ahitana ireo lysea teknika, ireo ivon-toeram-panofanana misehatra eo amin’ireo sehatr’asa dimy (BTP, THR, Développement Rural, TIC, THA), ireo « Institut de
Tontosa ny Zoma faha 12 novambra ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa eo amin’ny Fitaliavam-paritry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa Analamanga sy ny: Hôtel Panorama Institut National
Nosoniavina anio faha 27 jolay 2021 tao amin’ny biraon’ny Faritra Analamanga ny fifanekem-piaraha-miasa eo amin’Andriamatoa TSIKEL’IANKINA Ernest, Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa