Fizarana fifanarahana arak’asa tao amin’ny faritra Vakinankaratra
Tao aorian’ny fanombohana amin’ny fomba ofisialy ny fizarana fifanarahana arak’asa tany amin’ny Faritra DIANA ny 27 martsa 2023, dia anjaran’ny eto Vakinankaratra indray no misitraka

Nidina ifotony nijery ireo foto-drafitr’asa sy ny fizotran’ny fanofanana tao amin’ny CFP sy LTP Antsirabe ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’asa, ny