Fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa : METFP sy ny Federasiona Malagasin’ny Aviron
✅Tontosa ny 28 novambra 2022 ny fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa eo amin’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa tarihin-dRamatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella sy ny Fédération Malagasy