Fiofanana mamaky vato, mandrary ary fametrahana rarivato : nitarina tany Faratsiho, faritra Vakinankaratra
Natomboka tao Faratsiho, faritra Vakinankaratra, androany sabotsy faha 3 febroary 2024 ny fanitarana amin’ny faritra ivelan’Analamanga ny fampiofanana arak’asa ataon’ny minisiteran’ny Fampianarana tekinika sy ny