Faritra Atsinanana : Nitohy tamin’ny LTP Brickaville ny fitsidihana
Mitohy ny fitsidihana ny faritra Atsinanana, izay tanterahan’ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, Ramatoa RAHANTANIRINA Vavitsara Gabriella. Nijery ifotony ny fandroson’ny asa