INPF : Lanonam-pamoahana ny andiany “AMBOARA”
Tanora miisa 219 avy ao amin’ny Institut National de Promotion Formation (INPF) no navoaka tamin’ny fomba ofisialy teny amin’ny Mining Business Center Ivato ny zoma
Tanora miisa 219 avy ao amin’ny Institut National de Promotion Formation (INPF) no navoaka tamin’ny fomba ofisialy teny amin’ny Mining Business Center Ivato ny zoma
Tonga nitsidika ny INPF Ivato Ramatoa Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella ny Alatsinainy faha 17 jolay 2023. Raha ny
Misongadina amin’ny fahaiza-manao ananany amin’ny fampiofanana momba ny fikojakojana fiarakodia ny Institut National de Promotion Formation (INPF) Ivato. Resy lahatra ny amin’izay indrindra ny tompon’andraikitra
➡Ny niandohany:Toeram-panofanana manana ny lazany ary eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa ny INPF eo Ivato. Ny taona 1974 no nijorony
« Zava-dehibe ny fanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana teknika sy ny fanofanana mba hifanaraka amin’ny filan’ny tontolon’ny asa » hoy Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella raha namoaka