LALON’NY NOSY 2023 : Efa vonona tanteraka ny ekipam-pirenena lahy sy vavy, taranja Rugby A7
Ao anatin’ny fanomanana ny lalaon’ny nosy ato anatin’ny ranomasimbe Indiana, taranja Rugby à 7 dia nidina ifotony tao amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka ireo Ministra mpiahy,