Atrikasa fanomanana ny fidiran’ireo ivon-toeram-panofanana CFP sy CFPF manerana ny Nosy ho an’ny taom-panofanana 2021-2022
Mandritry ny telo andro no hanatanterahana ny atrikasa hanomanana ny fidiran’ireo ivon-toeram-panofanana (CFP sy CFPF) manarenana ny Nosy, izay atao ao amin’ny Lycée Technique Professionnel