Fiarahabana tratry ny taona vaovao 2023
Tonga niarahaba sy nirary soa an-dRamatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, nohon’ny fahatratrarana ny taona vaovao 2023 ireo Solombavambahoaka

Tonga nanome voninahitra ny lanonana famoahana andiana mpiofana tao amin’ny CFP Sabotsy Anjiro ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, Atoa TSIKEL’IANKINA Ernest