Vehivavy voafonja miisa 28 tao Antanimora no nahazo mari-piofanana ho fanomanana ny fiverenany eo amin’ny fiarahamonina
Amin’ny alalan’ny tetikasa Mikolo Aina – Fandaharanasa FANARENANA, ary vokatry ny fanohanan’ny Minisiteran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa ary ny Minisiteran’ny Fitsarana, dia nisitraka