METFP – FARMADA : hiara-hisalaha hanatsarana ny fiofanana arak’asa eo amin’ny lafiny fambolena sy ny fiompiana
Isan’ireo sehatr’asa antoky ny fampandrosoana ny fambolena sy ny fiompiana, izay ahafahana rahateo miroso amin’ny fahaleovantena ara-tsakafo, araka ny vinan’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika, Andry RAJOELINA. Hoenti-manatratra