« Fanabeazana ny ankizivavy, fampizakan-tena ny vehivavy, antoky ny fampandrosoana lovain-jafy».
Io no lohahevitra entina hankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy tamin’ity taona ity. Teto Analamanga no nosafidiana hanaovana ny hetsika fankalazana izay natomboka