Fifamindram-pitantanana teo anivon’ny METFP
Tontosa ny 16 janoary 2024, tao Ampefiloha ny fifamindram-pitantanana teo amin-dRamatoa RAKOTONDRAZAFY Lalatiana, voatendry ho Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa sy Ramatoa
Tontosa ny 16 janoary 2024, tao Ampefiloha ny fifamindram-pitantanana teo amin-dRamatoa RAKOTONDRAZAFY Lalatiana, voatendry ho Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa sy Ramatoa
Dingana lehibe eo amin’ny sehatry ny kolontsaina ny nampidiran’ny UNESCO ny Hiragasy ho isan’ireo harembakoka ara-tsain’ny zanakolombelona. Ny Alahady faha 10 desambra 2023 no tanteraka
Ny zoma faha 08 desambra 2023 no tontosa tao amin’ny Mining Business Center Ivato ny fanolorana ireo mari-pahaizana ho an’izy 176 mianadahy nanaraka fiofanana teny
Natomboka amin’ny fomba ofisialy anio faha 07 desambra 2023 tao amin’ny VATEL Ambatoroka ny fivoriana ho fametrahana ny rafitra COMOM na Comité d’Organisation Malgache pour
Ny 05 desambra 2023 no nanatanteraka fidinana ifotony teo anivon’ny Ivon-toeram-panofanana ho an’ny vehivavy (CFPF) Antsofinondry ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa,
Tanora miisa 219 avy ao amin’ny Institut National de Promotion Formation (INPF) no navoaka tamin’ny fomba ofisialy teny amin’ny Mining Business Center Ivato ny zoma
Ho tohin’ny fiaraha-miasa misy eo amin’ny fanjakana sy ny tsy miankina izay efa natomboka ny taona 2021dia mpino miisa 59 avy ao amin’ny EKAR Mangasoavina
Ny Alakamisy faha 16 novambra 2023 no tontosaina eto amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara ny fifidianana Filoham-pirenena, hitantana sy hitondra ny firenena mandritry ny 5 taona
Noraisin-dRamatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa ny Talen’ny tetikasa PERER, Carlos Miro sy ireo mpiara-miasa aminy ao amin’ny GIZ
Vokatry ny fifanaraham-piaraha-miasa natomboka ny volana septambra 2022 eo amin’ny Assococoation Eau – Soleil PACA sy ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, dia