Lanonam-pamaranana ny lalaon’ny nosy andiany faha 11
Medaly 272, no norombahan’i Madagasikara ka nahazoany ny laharana voalohany tamin’ny andiany faha 11 amin’ny lalaon’ny nosy ato amin’ny faritry ny Ranomasim-be Indiana. 🥇121 medaly
Medaly 272, no norombahan’i Madagasikara ka nahazoany ny laharana voalohany tamin’ny andiany faha 11 amin’ny lalaon’ny nosy ato amin’ny faritry ny Ranomasim-be Indiana. 🥇121 medaly
Madagasikara no mandray ny andiany faha 11 amin’ny lalaon’ny nosy ato amin’ny faritry ny Ranomasim-be Indiana (JIOI) amin’ity taona 2023 ity. Notanterahina ny zoma faha
Amin’izao ankatoky ny lalaon’ny nosy ho tanterahina eto Madagasikara izao, dia niara-nientana ireo mpiara-miasa rehetra eto anivon’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, notarihan-dRamatoa
Ao anatin’ny fanomanana ny lalaon’ny nosy ato anatin’ny ranomasimbe Indiana, taranja Rugby à 7 dia nidina ifotony tao amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka ireo Ministra mpiahy,
Tontosa ny 09 aogositra 2023, tao amin’ny efitrano fivorian’ny METFP ny fanaovan-tsonia fiaraha-miasa eo amin’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofana arak’Asa, sy ny Fikambanana
Tao aorian’ny fitsidihana ny orinasa MKLEN International eny Anosiala, izay nataon-dRamatoa Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, ny volana mey
Amin’ny maha Ministra mpiahy ny taranja Rugby à 7 an-dRamatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, dia tsy mitsaha-manohana ny
Etsy amin’ny centre de formation Kianja Makis Andohatapenaka no misy an’ireo ekipam-pirenena lahy sy vavy amin’ny taranja Rugby à 7. Koa ho fanohanana azy ireo
Nitohy tamina lanonana roa sosona ny fivahinianan-dRalmatoa Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanan arak’Asa, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella tao amin’ny Faritra Boeny ny zoma faha
Tao aorian’ny fahatongavan-dRamatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa tao Mahajanga anio 27 jolay 2023 dia avy hatrany dia nitsidika ny Écoles du