Fiarahabana tratry ny taona vaovao 2023
Tonga niarahaba sy nirary soa an-dRamatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, nohon’ny fahatratrarana ny taona vaovao 2023 ireo Solombavambahoaka

Miatrika ireo solombavambahoaka ka mitondra valim-panontaniana mahakasika manokana ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa Ramatoa Minisitra VAVITSARA Rahantanirina Gabriella. Nisongadina amin’ny fifanakalozana hatreto