
Faritra Androy – Kaominina Ambanivohitra Ambazoa : fanomezan-danja sy fitradrahana ny raketa
Tombony lehibe ho an’ny Faritra Androy ny fisian’ny raketa, zava-maniry azo trandrahana tsara ka avadika sakafo, na ho an’ny olombelona na koa ho an’ireo biby