TAGNAMARO DRETFP SOFIA

TAGNAMARO DRETFP SOFIA

TAGNAMARO DRETFP SOFIA

🔴Fanehoana an-tsary ny hetsika “Tagnamaro, andron’ny olom-pirenena”, natao tao amin’ny Fitaleavam-paritry ny Minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny Fanofanana arak’asa, faritra Sofia.

⭕Ny tao amin’ny LTAP Boriziny (Port-Berger) dia ny famaranana ny asa fiadiana fototra, hametrahana ny fefin’n

y sekoly sy ny fanohizana ny asa fananganana ny rindrin’ny fefy ary ny fampiakarana ny biriky hamefena ny sekoly no natao.

⭕Tao amin’ny LTP Mandritsara dia ny fanajariana ny “dalle” ao amin’ny efitrano fianarana voalohany hianaran’ny mpianatra taona voalohany, ao amin’ny sampana M.A sy ny fanajariana ny toeram-pivoahana ho an’ny mpianatra vehivavy no natao.

⭕Ho an’i Mandritsara dia teo koa ny famaranana ny fanaovana fefin’ny sekoly, izay vita amin’ny hazo ary ny famaranana ny fanaovana fefy vato. Ankoatr’izay dia nisy ny asa fanadiovana sy ny famelomana ny ahi-maitso sy ny voninkazo hanomezana endrika kanto ho an’ny sekoly no indray natao teto.

“Olo mahay, tsy very mandeha”

kolotsaina, soa iombonana, mahatsiaro ho tompony

Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle