Tagnamaro LTP Soavina : Fanarenana fotodrafitrasa

Tagnamaro LTP Soavina : Fanarenana fotodrafitrasa

Tagnamaro LTP Soavina : Fanarenana fotodrafitrasa

🔴 Manohy ny asa fanarenana ny fotodrafitrasa ao anatin’ny hetsika “Tagnamaro, andron’ny olom-pirenena” ny Minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny Fanofanana arak’asa. Teny amin’ny Lycée technique professionnel (LTP) Soavina Atsimondrano no nanatanteraka izany ny ekipan’ny minisitera notarihin-dRamatoa minisitra, Lalatiana RAKOTONDRAZAFY, androany faha 16 martsa 2024, toy ny fanao isaky ny sabotsy fahatelo amin’ny volana.

🔴 Fandokona ny rindrina, fandrafetana ny dabilio efa simba sy miharatsy ary ny fanatsarana sy fanamafisana ny fotodrafitrasa samihafa amin’ny ankapobeny no asa natao tamin’izany, niarahan’ny minisitera sy ny sekoly nisalahy, ary notronini’ny olom-boafidy teny an-toerana, anisan’izany ny solombavambahoaka an’ Atsimondrano, Andry RATSIVAHINY.

🔴 Niova endrika tanteraka ny LTP Soavina Atsimondrano taorian’ity “Tagnamaro” ity. Nisaotra manokana ny Minisitry ny Fampianarana teknika sy ny Fanofanana arak’asa ny solombavambahoaka noho ny fitarihany ary ireo asa sy ezaka efa nataony, ny Solombavambahoaka. Nanamafy izy fa tena “ohatra tsara, ary zava-dehibe amin’ny fampandrosoana ny firenenana ny hetsika toy izao”.

🔴 Tetsy ankilany, naneho fankasitrahany ny mpianatra sy ny tomponadraikitry eo amin’ny sekoly Ramatoa Minisitra, Lalatiana RAKOTONDRAZAFY, noho ny fahavononan’izy ireo sy ny fandraisany andraikitra tamin’izao hetsika izao, ho entina mitsinjo ny ho avy eo amin’ny tontolo fampianarana teknika sy ny fanofanana arak’asa.

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle