🎯Nanotrona ny lanonana fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny “Panel ad hoc des experts sur le cacao fin de l’ICCO” tao amin’ny Radisson Blu Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa izay niarahana tamin’ny Ministry ny fampiroboroboana ny Indostria, ny varotra ary ny fanjifana.
🎯Nanolotra ireo mari-panamarihana nahavitana fiofanana ho an’ireo 72 mianadahy niala an-daharana tany an-tsekoly, izay fiaraha-miasa eo amin’ny METFP sy ny Jeunesse Malagasy Compétente au Travail (JMCT). Nisy koa ny fanomezana vatsim-pianarana ho an’ny 23 mianadahy mendrika avy ao amin’ny LTPGCM sy LTA.
🎯Famoahana ireo laza adina ho amin’ny fanadinam-panjakana manerana ny nosy, izay eo ambany fiahiana’ny zandarmaria sy polisim-pirenena. Mitsinjara toy izao izany :
✅Fifaninanana fidirana taona voalohany : mpiadina miisa 49.878 ho amina ivo-toeram-panadinana miisa 171
✅BEP:mpiadina miisa 10.394 ho amina ivo-toeram-panadinana miisa 89
✅CFA: mpiadina miisa 200 ho amina ivo-toeram-panadinana miisa10
✅CAP: mpiadina miisa 1.619 ho amina ivo-toeram-panadinana miisa 43.
“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ juin 2023
Une journée remplie pour le METFP ce 13 juin 2023.
Les évènements en images
🎯 Panel ad hoc des experts sur le cacao fin de l’ICCO au Radisson Blu Ambodivona avec Madame VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle et le Ministre de l’industrialisation, du Commerce et de la Consommation.
🎯Remise des attestations aux 72 jeunes du projet Déscolarisés en partenariat avec Jeunesse Malagasy Compétente au Travail (JMCT) et remise des bourses aux 23 jeunes ayant suivi une formation au sein du LTPGCM et LTA.
🎯Départ officiel des sujets d’examens nationaux pour la session 2023 (concours première année – BEP – CAP – CFA), en collaboration avec les forces (Gendarmerie et police nationale).
La répartition sera comme suit pour les examens nationaux :
✅Concours première année : 49.878 candidats sur 171 centres
✅BEP: 10.394 candidats sur 89 centres
✅CFA: 200 candidats sur 10 centres
✅CAP: 1.619 candidats sur 43 centres.
“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ juin 2023