Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa

Ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa dia miarahaba anao Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, nohon’ny fametrahan’Andriamatoa Filoham–pirenena Andry Rajoelina sy Andriamatoa Praiministra NTSAY Christian, fitokisana anao indray hitantana ny Ministera.

Mirary ny soa indrindra ho anao hahefa be amin’ny adidy sy andriakitra tanterahinao.

« Olo-mahay raha tsy very mandeha »
©️SCOM METFP/Mars 2022

Ministre VAVITSARA RAHANTANIRINA Gabriella

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Formation FPQ/AMB

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle