🎯𝗩𝗼𝗻𝗼𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗵𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗯𝗼𝗹𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗲𝗸𝗻𝗶𝗸𝗮 “𝗣𝗳𝘂𝗺𝘃𝘂𝗱𝘇𝗮” 𝗻𝘆 𝗿𝗮𝗳𝗶-𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗻𝗼𝘀𝘆 𝗲𝗼 𝗮𝗻𝗶𝘃𝗼𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣, 𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗻𝗮𝗺𝗯𝗮𝗿𝗮𝗻-𝗱𝗥𝗮𝗺𝗮𝘁𝗼𝗮 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗧𝗲𝗸𝗻𝗶𝗸𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮𝗸’𝗔𝘀𝗮 #𝗥𝗔𝗦𝗢𝗟𝗢𝗔𝗥𝗜𝗦𝗢𝗔𝗠𝗮𝗿𝗶𝗲𝗠𝗮𝗿𝗰𝗲𝗹𝗹𝗶𝗻𝗲
🟢Fahavitan-tena ara-tsakafo anatin’ny 4 taona: Mandray anjara mavitrika amin’ny fanatanterahana ny vinan’ny Filohan’ny Repoblika #Andry_RAJOELINA ny METFP amin’ny fanofanana mpamboly miisa iray tapitrisa.
🟢Mba hahafahana mahatratra izany tanjona izany dia nisy fihaonana teo amin’ireo Ministra toa an-dRamatoa #RASOLOARISOA_Marie_Marcelline, METFP, Atoa #HAJARISON_François_Sergio, Ministry ny Fambolena sy ny Fiompiana, Ramatoa #Tahian_Ny_Avo_RAZANAMAHEFA Sekreteram-panjakana miadidy ny fanjarian-tsakafo sy ireo ONG PCC Madagasikara, FIF Zimbabwe ary Bridge To Rwanda, ny 20 janoary 2025 tao amin’ny Headline Consulting Ankorondrano.
Olo_mahay_raha_tsy_very_mandeha
Ministère de l’Agriculture et de l’Elevage
Tahiana Razanamahefa
@SE auprès de la Présidence en charge de la Souveraineté Alimentaire















