Fifamindram-pahefana
Notanterahina androany alatsinainy faha 22 aprily 2024 ny fifamindram-pahefana teo amin-dRamatoa Lalatiana RAKOTONDRAZAFY, Minisitry ny Fampianarana teknika sy ny Fanofanana arak’asa teo aloha sy Ramatoa
Notanterahina androany alatsinainy faha 22 aprily 2024 ny fifamindram-pahefana teo amin-dRamatoa Lalatiana RAKOTONDRAZAFY, Minisitry ny Fampianarana teknika sy ny Fanofanana arak’asa teo aloha sy Ramatoa
Fanehoana an-tsary ny hetsika “Tagnamaro, andron’ny olom-pirenena”, natao androany sabotsy 20 aprily 2024, tany amin’ireo Fitaleavam-paritry ny Minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny Fanofanana araka’asa. “Olo
Fanehoana an-tsary ny hetsika « TAGNAMARO, ANDRON’NY OLOM-PIRENENA » androany 20 aprily 2024 Toy ny fanao isaky ny sabotsy fahatelon’ny volana dia nanatanteraka hetsika «
27 amin’ireo tanora nanaraka fiofanana faobe mikasika ny fanaovan-trano sy ny asa vaventy (Bâtiment et travaux publics), nokarakarain’ny Minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny Fanofanana arak’asa
Tanora miisa 150 ao amin’ny faritra Vakinankaratra no hisitraka fanofanana faobe amin’ny famokarana akora mifototra amin’ny simenitra ary ny simenitra, araka ny fifanaraham-piaraha-miaisa nosoniavina androany
Amin’ny maha-minisitra mpiahy ny faritra Vakinankaratra an-dRamatoa Lalatiana RAKOTONDRAZAFY dia nandray anjara tamin’ny fizarana kara-tany tany Faratsiho, niaraka tamin’ny minisitry ny fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana
🔴 Nandray ny solotenan’ny AFD (Agence Française de Développement) miasa eto Madagasikara Ramatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’asa, Lalatiana RAKOTONDRAZAFY omaly. 🔴
🔴Afaka handefa tanora any amin’ny ivon-toeram-pampifonana manarapenitra amin’ny sehatry ny fandraisam-bahiny sy ny fizahan-tany atsy amin’ny Nosy Maorisy i Madagasikara. Notanterahina ny Zoma faha 13
Kihon-dalana lehibe ho an’ny fampianarana teknika ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny fanavaozana ny rafi-pampianarana androany 11 aprily 2024, tao Ampefiloha, izay notarihin’ny Minisitry ny
🔴 Niroso tamin’ny fanatanterahana ny fifanaraham-piaraha-miasa nosoniavina ny 5 martsa lasa teo ny Minisiteran’ny Fampianarana Teknika sy fampiofanana arak’asa sy ny Sendikan’ny Indostria eto Madagasikara