𝐅𝐈𝐉𝐄𝐑𝐘 𝐇𝐀𝐅𝐀 𝐍𝐀𝐓𝐀𝐎 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐑𝐄𝐇𝐄𝐓𝐑𝐀

𝐅𝐈𝐉𝐄𝐑𝐘 𝐇𝐀𝐅𝐀 𝐍𝐀𝐓𝐀𝐎 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐑𝐄𝐇𝐄𝐓𝐑𝐀

𝐅𝐈𝐉𝐄𝐑𝐘 𝐇𝐀𝐅𝐀 𝐍𝐀𝐓𝐀𝐎 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐑𝐄𝐇𝐄𝐓𝐑𝐀

Ho tohin’ilay hetsika FIJERY HAFA natao tetsy Anosibe ny 18 oktobra 2024 lasa teo dia nozaraina androany faha 16 desambra 2024 ireo mari-piofanana ho azy 144 mianadahy nanaraka ny fampiofanana momba ny mécanique auto. Marihina fa 19 isan-jato tamin’izany dia vehivavy. Notanterahina tao amin’ny Amphi B Ampefiloha ny lanonana.
Nanomboka anio ihany koa ary haharitra 5 andro ny fanofanana maimaim-poana ho an’ireo nisafidy ny sampam-piofanana zaitra tamin’io hetsika FIJERY HAFA Anosibe io. Maherin’ny 100 ny isan’ireo mpiofana izay notsinjaraina ho 30 isam-bondrona. Ny L.T.A Ampefiloha sy ny CFPF Tsimbazaza no ivotoeram-pampiofanana nandraisana izany.
Ny Dretfp Analamanga no misahana ny fandraisana an-tanana ireo hetsika ireo.
Manan-danja ho an’ny Ministera ny maha olona ary isan’ireo tanjona napetraka ny fanomezana traikefa hahafahan’ny tsirairay mioitra amin’ny fiainana ka hamorona asa avy hatrany.

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle