Nahatontosa fiofanana ho an’ny tanora miisa 239 indray ny Fitaleavam-paritry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arakâAsa Ihorombe taminâny alalanâny hetsika FIJERY HAFA entina hanamafisana ny fahaleovantena ara-toekarena sy sosialy eo an-toerana. Ireo fiofanana natolotra dia nahitana mpiofana maro samihafa: Coupe et couture (48), fanaovana savony sy labozia (68), famokarana charbon Ă©cologique (40), informatika (75) ary maçonnerie (đ.
Ankoatra izany, nanomboka koa ny fiofanana vaovao mikasika ny “guides touristiques”, iarahana aminâny Fitaleavam-paritry ny Fizahantany sy ny Asa-tanana ao Ihorombe, izay ahitana mpiofana miisa 32 ary haharitra dimy andro.
Ireo fiofanana ireo dia varavarana misokatra ho anâny asa sy ny fandraharahana â fampiofanana mivaingana entina hananganana asa tena.
















