𝐅𝐚𝐧𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 septambra 𝟐𝟎𝟐𝟓

𝐅𝐚𝐧𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 septambra 𝟐𝟎𝟐𝟓

𝐅𝐚𝐧𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 septambra 𝟐𝟎𝟐𝟓

Tanteraka androany maraina 01 septambra ny fananganan-tsaina teto anivon’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, notarihin-dRamatoa Ministra RASOLOARISOA Marie Marcelline.
Nandritra ny lahateniny dia nisaotra manokana ireo mpikambana tao amin’ny ekipa nandray anjara tamin’ny lalao ASIEF, indrindra ireo tamin’ny taranja triplette sy belote izay nahazo medaly volamena, nanandratra ny voninahitry ny Ministera. Ho fanomezam-boninahitra, dia natolotra ihany koa an-dRamatoa Ministra ny coupe azon’ny ekipa.
Nohamafisin-dRamatoa Ministra fa tsy hifarana amin’izao fankasitrahana izao ny fanohanana; hitohy hatrany ny ezaka fampiroboroboana ny fanatanjahantena ao amin’ny Ministera.
Ankoatra izany, naneho fankasitrahana izy tamin’ny ezaka lehibe nataon’ny mpiasa rehetra nandritra ny volana Aogositra, volana tena niavaka tamin’ny asa sy ny hetsika maro. Nanentana ny rehetra ihany koa izy mba hitazona hatrany ny fahavononana sy ny finiavana amin’ny asa ho fampandrosoana ny firenena.

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle