𝐅𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐦𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐌𝐄𝐓𝐅𝐏 – 𝐅𝐈𝐃

𝐅𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐦𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐌𝐄𝐓𝐅𝐏 – 𝐅𝐈𝐃

𝐅𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐦𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐌𝐄𝐓𝐅𝐏 – 𝐅𝐈𝐃

Noraisin-dRamatoa Ministra RASOLOARISOA Marie Marcelline androany teto amin’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa ny delegasiona avy amin’ny FID (Fonds d’Intervention pour le Développement), notarihin’i Andriamatoa Achille RAZAKATOANINA, Directeur Général, sy Ramatoa Vero RABOANARY, Directeur des Programmes EAGER.
Nifantoka tamin’ny fanavaozana ny fifanarahana fiaraha-miasa teo amin’ny METFP sy ny FID ny dinika, izay mikendry ny hanamafisana ny asa iombonana amin’ny sehatry ny fampiofanana arak’asa sy ny fampandrosoana ifotony.
Ity fiaraha-miasa nohavaozina ity dia manamafy ny finiavan’ny roa tonta hanome sehatra bebe kokoa ho an’ny tanora sy ny vondrom-piarahamonina amin’ny alalan’ny fanomezana fiofanana, fitaovana ary tetikasa maharitra, izay hahafahan’izy ireo mandray anjara mavitrika amin’ny fampandrosoana ny firenena.

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle