𝐋𝐓𝐏 𝐀𝐦𝐛𝐚𝐥𝐚𝐯𝐚𝐨 𝗮𝗿𝘆 𝐧𝐲 𝐋𝐓𝐏 𝘀𝘆 𝗖𝗙𝗣 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 : 𝐧𝐢𝐣𝐞𝐫𝐲 𝐢𝐟𝐨𝐭𝐨𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐥𝐲𝐬𝐞𝐚 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐭𝐫𝐚 𝐭𝐨𝐦𝐩𝐨𝐧’𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐤𝐢𝐭𝐫𝐚

𝐋𝐓𝐏 𝐀𝐦𝐛𝐚𝐥𝐚𝐯𝐚𝐨 𝗮𝗿𝘆 𝐧𝐲 𝐋𝐓𝐏 𝘀𝘆 𝗖𝗙𝗣 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 : 𝐧𝐢𝐣𝐞𝐫𝐲 𝐢𝐟𝐨𝐭𝐨𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐥𝐲𝐬𝐞𝐚 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐭𝐫𝐚 𝐭𝐨𝐦𝐩𝐨𝐧’𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐤𝐢𝐭𝐫𝐚

𝐋𝐓𝐏 𝐀𝐦𝐛𝐚𝐥𝐚𝐯𝐚𝐨 𝗮𝗿𝘆 𝐧𝐲 𝐋𝐓𝐏 𝘀𝘆 𝗖𝗙𝗣 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 : 𝐧𝐢𝐣𝐞𝐫𝐲 𝐢𝐟𝐨𝐭𝐨𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐥𝐲𝐬𝐞𝐚 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐭𝐫𝐚 𝐭𝐨𝐦𝐩𝐨𝐧’𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐤𝐢𝐭𝐫𝐚

Nanamarika ny dia nataon’Andriamatoa Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, TSILEFA Antonio ny fitsidihany ny LTP Ambalavao sy ny LTP Ambositra ny 01 desambra lasa teo.
Tonga nijery ifotony ny zava-misy ao amin’ny LTP Andriamatoa Ministra, ary koa nihaino sy nifanakalo hevitra tamin’ireo mpiara-miasa sy mpandraharaha eo anivon’ny lysea.
Nanome toromarika avy hatrany izy ny hampiharana ireo fanavaozana izay heverina fa hitondra amin’ny fampiakarana ny lentan’ny fanofanana ny tanora. Tanjona hoy hatrany izy ny hahamaro ireo tanora ampy traikefa mivoaka eo amin’ny fampianarana teknika, ka afaka hiasa avy hatrany na koa hamorona asa ho an’ny tenany.
Tsy ny fahafahana fanadinana no tena vokatra fa ilay fidirana eo amin’ny sehatry ny asa sy ny fahafahana manohy fianarana amin’ny ambaratonga ambony kokoa, raha ny nambarany.
Tsy ny ao amin’ireo Lisea Teknika roa ireo ihany no voakasika izany fanovana izany fa ny ivon-toeram-piofanana rehetra manerana ny nosy. Hamafisina araka izany ny ezaka mba ho tanora ampy fahalalana ary vonona hiasa avy hatrany no mivoaka eny anivon’ny LTP na ny CFP eo ambany fiahian’ny Ministera foibe.
“Olona mahay raha tsy very mandeha”

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle