𝑭𝑰𝑱𝑬𝑹𝒀 𝑯𝑨𝑭𝑨 𝑭𝑨𝑹𝑰𝑻𝑹𝑨 𝑽𝑨𝑲𝑰𝑵𝑨𝑵𝑲𝑨𝑹𝑨𝑻𝑹𝑨

𝑭𝑰𝑱𝑬𝑹𝒀 𝑯𝑨𝑭𝑨 𝑭𝑨𝑹𝑰𝑻𝑹𝑨 𝑽𝑨𝑲𝑰𝑵𝑨𝑵𝑲𝑨𝑹𝑨𝑻𝑹𝑨

𝑭𝑰𝑱𝑬𝑹𝒀 𝑯𝑨𝑭𝑨 𝑭𝑨𝑹𝑰𝑻𝑹𝑨 𝑽𝑨𝑲𝑰𝑵𝑨𝑵𝑲𝑨𝑹𝑨𝑻𝑹𝑨

“𝑭𝑰𝑱𝑬𝑹𝒀 𝑯𝑨𝑭𝑨” 𝑭𝑨𝑹𝑰𝑻𝑹𝑨 𝑽𝑨𝑲𝑰𝑵𝑨𝑵𝑲𝑨𝑹𝑨𝑻𝑹𝑨

Fanantanterahina ny “𝑭𝑰𝑱𝑬𝑹𝒀 𝑯𝑨𝑭𝑨” 𝑭𝑨𝑹𝑰𝑻𝑹𝑨 𝑽𝑨𝑲𝑰𝑵𝑨𝑵𝑲𝑨𝑹𝑨𝑻𝑹𝑨 : Lalam-pivoarana amin’ny alalan’ny fiofanana.
Ho fanohizana ny ezaka entina hanamafisana ny fahaiza-manao sy hanomezana fahafahana ireo tanora amin’ny sehatra matihanina, dia efa natomboka ny fampiofanana, ho an’ireo nisoratra anarana taorian’ny hetsika « Fijery Hafa » ny 3 Desambra 2024.
Ny fampiofanana dia nanomboka ny 16 Desambra 2024 ,araka ny antontanisa farany, dia 4564 no isan’ireo efa nahavita fiofanana. Anisan’ireo taranja nahazo mpandray anjara maro ny « pâtisserie », izay nahitana mpiofana 786, sy ny « coupe et couture » izay nahitana 744.
Ankoatra izany dia mbola misy ihany koa ireo fampiofanana mbola mitohy, toy ny « cuniculture » (fiompina bitro), izay natao hanampiana ireo mpiofana hahazo fahaiza-manao mifanaraka amin’ny sehatry ny asa sy afaka ampiharina amin’ny fiainana andavanandro.
Ny hetsika “Fijery Hafa” dia mikendry ny hanomezana fomba fijery vaovao, fanantenana ny olom-pirenena te hanatsara ny fiainany, ary manampy betsaka amin’ny fanarenana sy fampandrosoana ny toekarena sy ny fiarahamonina ao amin’ny faritra.

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle