𝗙𝗔𝗡𝗢𝗟𝗢𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗜𝗧𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗡𝗙𝗢𝗥𝗠𝗔𝗧𝗜𝗞𝗔 𝗛𝗢 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗧𝗔𝗡𝗧𝗘𝗥𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗘𝗧𝗜𝗞𝗔𝗦𝗔

𝗙𝗔𝗡𝗢𝗟𝗢𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗜𝗧𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗡𝗙𝗢𝗥𝗠𝗔𝗧𝗜𝗞𝗔 𝗛𝗢 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗧𝗔𝗡𝗧𝗘𝗥𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗘𝗧𝗜𝗞𝗔𝗦𝗔

𝗙𝗔𝗡𝗢𝗟𝗢𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗜𝗧𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗡𝗙𝗢𝗥𝗠𝗔𝗧𝗜𝗞𝗔 𝗛𝗢 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗧𝗔𝗡𝗧𝗘𝗥𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗘𝗧𝗜𝗞𝗔𝗦𝗔

𝗙𝗔𝗡𝗢𝗟𝗢𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗜𝗧𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗡𝗙𝗢𝗥𝗠𝗔𝗧𝗜𝗞𝗔 𝗛𝗢 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗧𝗔𝗡𝗧𝗘𝗥𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗘𝗧𝗜𝗞𝗔𝗦𝗔 “𝗢𝗥𝗜𝗘𝗡𝗧𝗘𝗝𝗘𝗨𝗡𝗘𝗦”

Androany 08 aprily 2025, tao amin’ny amphi A ao amin’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, dia natao ny fanolorana fitaovana informatika toy ny ordinateur miisa 27, disque dur, imprimante, ho fanatanterahana ny tetikasa “OrienteJeunes”, ho an’ny Fitaleavana misahana ny Orientation sy Insertion Professionnelle (DOIP) ary ny Fitaleavana misahana ny Innovation sy ny Développement Numérique (DIDN) ao amin’ny ministera. Ity tetikasa ity dia tohanan’ny UNESCO amin’ny alalan’ny programa Better Education for Africa’s Rise (BEAR 2).
Ny fitaovana natolotra dia hanampy amin’ny fanamafisana ny fahaiza-mitantana ny tranonkala sy hanatsara ny fahombiazan’ny olona miandraikitra ny Asa Fampahafantarana sy Fampidirana (PCOI) ao amin’ny ivon-toeram-pampiofanana.
Nankasitraka an-dRamatoa RAKOTOSON Julie izay Coordinatrice de l’antenne UNESCO Madagascar i Ramatoa RASOLOARISOA Marie Marcelline, Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa tamin’ ny fitaovana izay natolotry ny UNESCO an’ny ministera.
Ny tanjona dia ny hampahafantatra ny rehetra momba ny fanofanana sy ny fidirana amin’ny sehatra ny fampianarana teknika sy ny fanofanana arak’asa.

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle