𝗙𝗶𝘁𝘀𝗶𝗱𝗶𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗖𝗙𝗧𝗣𝗦 𝗔𝗻𝘁𝘀𝗶𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮

𝗙𝗶𝘁𝘀𝗶𝗱𝗶𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗖𝗙𝗧𝗣𝗦 𝗔𝗻𝘁𝘀𝗶𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮

𝗙𝗶𝘁𝘀𝗶𝗱𝗶𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗖𝗙𝗧𝗣𝗦 𝗔𝗻𝘁𝘀𝗶𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮

16 desambra 2024 : Nandritry ny dian-dRamatoa Ministra #RASOLOARISOA_Marie_Marcelline ao amin’ny Faritra Diana, dia nijery ifotony ny CFTPS ny tenany, notronin’ny Governora, ny Préfet ary manam-pahefana maro hafa.
Ny CFTPS na Centre de Formation Technique et Professionnelle Secren dia ivon-toerana natao ho an’ireo tanora maniry ny hiofana amin’ny fanamboarana sy fikojana sambo. Natsangana ny ivon-toeram-panofanana mba hanomanana ireo tanora hiatrika ny sehatry ny asa, fa indrindra handimby ireo mpiasa efa zokiny ao amin’ny orinasa Secren.
Maharitra 9 volana in-droa miantaona ny fampiofanana, ka 4 volana ny teoria raha toa ka 5 volana no hanaovana fampiharana. Isan’ireo sampam-panofanana mampiavaka azy ny “Ajustage”, ny “Fabrication mécanique”, ny “Chaudronnerie tôlerie”, ny “Chaudronnerie tuyauterie”, ny “Electromécanique” ary ny “Electronique d’application”.
150 ireo tanora afaka raisina eo anivon’ny CFTPS ary fifaninanana no hahafahana miditra ao amin’ny ivon-toeram-panofanana.

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle