𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 – 𝗢𝗜𝗙 : 𝗵𝗮𝗺𝗮𝗳𝗶𝘀𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗻𝗼𝗺𝗲𝗿𝗶𝗸𝗮

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 – 𝗢𝗜𝗙 : 𝗵𝗮𝗺𝗮𝗳𝗶𝘀𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗻𝗼𝗺𝗲𝗿𝗶𝗸𝗮

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 – 𝗢𝗜𝗙 : 𝗵𝗮𝗺𝗮𝗳𝗶𝘀𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗻𝗼𝗺𝗲𝗿𝗶𝗸𝗮

Fihaonana teo amin’Andriamatoa TSILEFA Antonio, Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa sy ny Fikambanana Iraisam-pirenena momba ny Frankofonia (OIF), notarihan’Andriamatoa Traian Laurentiu HRISTEA.
Nodinihana nandritra io fotoana io, ireo tetikasa fanofanana mipàka avy hatrany amin’ny fampananan’asa ny tanora.
Raha tsiahivina dia efa nisy ny fanaovan-tsoniam-piaraha-miasa ny taona 2022, mifototra amin’ny fampiofanana ireo mpampiofana (formation des formateurs – CIAPC). Ny taona 2023 kosa no nankatoavina ny “Référentiel de Métier Compétences” (RMC) mifanaraka amin’izany.
Ankehitriny, vonona ny hanamafy ny fitohizam-piaraha-miasa ny OIF ary isan’ireo tetikasa iarahana amin’ny METFP ny “Plateforme InserJeune”. Rafitra iray hahafahana manara-maso ny fifanojoan’ny tolotr’asa misy sy ny fiofanana omena ny tanora amin’ny alalan’ny aterineto.
Hisy koa famolavolana tetikasa izay hampifanarahana amin’ireo fanavaozana imasoan’Andriamatoa Ministra amin’ny taona ho avy.
Ankoatra izay dia manana ny tetikasa “DCLIC” ny OIF, izay hiantsoana ireo tanora maherin’ny 1000 hiofana eo amin’ny sehatry ny nomerika:
✔️ “Développement numérique”
✔️ “Développement mobile”
✔️ “Marketing numérique”
Ny “DCLIC” araka izany, dia fampiofanana ireo tanora malagasy tia sy liana amin’ny tontolon’ny nomerika, ka afaka hiditra eo amin’ny asa avy hatrany.
Mitovy ny tanjona ho an’ny Ministera sy ny OIF ary hirariana mba hivelatra kokoa hatrany ho tombontsoan’ireo tanora malagasy.

Olo_Mahay_Raha_Tsy_Very_Mandeha

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle