
𝗔𝗸𝗼𝗻’𝗻𝘆 𝗱𝗶𝗮𝗻-𝗱𝗥𝗮𝗺𝗮𝘁𝗼𝗮 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗿𝗮 𝘁𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗜𝗵𝗼𝗿𝗼𝗺𝗯𝗲 𝘀𝘆 𝗠𝗮𝘁𝘀𝗶𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗻𝘆
Midina ifotony, mijery ireo ivon-toeram-panofanana mandrafitra ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa ao amin’ny Faritra Matsiatra Ambony no anton-dian-dRamatoa Ministra RASOLOARISOA Marie Marcelline