𝗙𝗜𝗝𝗘𝗥𝗬 𝗛𝗔𝗙𝗔 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗦𝗔𝗩𝗔
Ny Faritra SAVA no namaranana ny hetsika #FIJERY_HAFA ho amin’ity taona ity. Mahatratra hatrany amin’ny 6 255 ireo tanora tonga nisoratra anarana ho amin’ny fampiofanana