11 Janoary: Hanomboka ny fiofanana
Natomboka anio 11 Janoary 2025 ny fandraisana ireo nisoratra anarana tamin’ny hetsika “FIJERY HAFA” izay notontosaina tao Ambatondrazaka ny 7 desambra 2024.Ny teny vahiny (Français-Anglais-Allemand)