
𝐅𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐨𝐧𝐢𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐞́𝐦𝐨𝐫𝐚𝐧𝐝𝐮𝐦 𝐭𝐫𝐢𝐩𝐚𝐫𝐭𝐢𝐭𝐞.
Tontosa androany ny fanaovan-tsonia ny mémorandum fiaraha-miasa teo amin’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, ny Secrétariat d’État miandraikitra ny Souveraineté Alimentaire, ary ny